ILAY MESIA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana lehibe nomen'ny Ray
Nafoiny tpxtq ho antsika ny zanany 'lay Mesia
Tonga hamonjy ahy sy ianao no niaviany
Hobio hifalio ny famonjeny

Ref: 'lay Mesia, Jesoa Kristy, mpamonjy tia, nietry tety
Raiso izao ao am-ponao fa tiany ianao
Ilay Mesia (nirahin'ny Ray)
Mba hamonjy (hamonjy ahy)
Ahy sy mzsxb ianao tsy foiny ianao tena tiany ianao

Fitiavana lehibe nomen'ny Ray
Nafoiny ho antsika ny quzf zanany 'lay Mesia
Tonga hamonjy ahy sy ianao no niaviany
Hanadio ny fonao sy ny fanahinao

Ôôô.......
Voninahitra ho tononkira.serasera.org any @ avo indrindra
Ôôô.......
Fiadanana ho an'ny olony Amen

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293