Vonjeo fa tia (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ianao mihintsy anie no resahiko
Aza mbola mandeha fa misy hambarako
Ny ao anatiko ao toa tsy zakako
Rehefa mahita anao mila hiantsampy fa tsy tononkira.serasera.org tantiko

Ny foko tsy milamina
Rehefa ianao no eo akaikiko eo
Ianao tsy mety keqwgnj mijanona
Nefa ianao ihany no iantsoako vonjeo


2) Zay rehetra ataonao ahy dia tsapako
Fa tsy misy mampanahy efa fantatro
Zany no ifikirako aminao mijery ny tsara hatrany
Mahafantatra ny tokony hatao, tsy mba manao zay mampitomany

Tsy vitan' ny hoe mifankatia ravoravo fatratra
Mifampitantana miaradia, mifanoroka sambatra
Ny fitempon' ny fo, midobodoboka mafy btrpayqm ery
Satria ianao anilako vonjeo fa erwlbhk tena tia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kiaka
Visites : 1681
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lucianahrandriam
Date : 01/08/2019 21:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421