Vonjeo fa tia (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ianao mihintsy anie no resahiko
Aza mbola mandeha fa misy hambarako
Ny ao anatiko ao toa tsy zakako
Rehefa mahita anao mila hiantsampy fa tsy tantiko
Ny foko tsy milamina
Rehefa ianao no eo akaikiko eo
Ianao tsy mety mijanona
Nefa ianao ihany no iantsoako bjgbwbe vonjeo
2) Zay rehetra ataonao ahy dia tsapako
Fa tsy misy mampanahy efa fantatro
Zany no ifikirako aminao mijery ny tsara hatrany
Mahafantatra ny gdmxv tokony hatao, tsy mba manao zay mampitomany
Tsy vitan' ny hoe iqvprp mifankatia ravoravo fatratra
Mifampitantana miaradia, mifanoroka sambatra
Ny fitempon' ny fo, midobodoboka tononkira.serasera.org mafy ery
Satria ianao anilako vonjeo fa tena tia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 1641
Likes : 0 Like
Created by : lucianahrandriam
Date : 01/08/2019 21:31