Aza avela (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona maro lasa nifandimbyIsika izao niaraka nandidy
Satria fitiavana no niarahana nanao
Fitendritendrena teny ambony tamboho
No lasa revy manja tokoa.....
Ny mozika sy ireo namana
No nandaniana ny alina
ref:Aza avela! Aza avela (ho lasa tantara)
Aza avela! Aza avela aaaa! (tohizo mba hotsara)
Ny zava-rehetra niaraha nandinika
Niaraha-nanapaka hatramin'ny ditra
Nisy fotoana nampangiana
Satria isika samy variana
ref:Aza avela! Aza avela (ho simba ny taona)
Aza avela! Aza avela aaaa! (aleo hitohy foana)
Aza avela! Aza avela (ho lasa tantara)
Aza avela! Aza avela a! (tohizo mba hotsara)
Aza avela! aza avela
........................
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IraimbilanjaVisites : 4091
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : blahblah
Date : 23/06/2010 09:16