Aza avela (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona maro lasa nifandimby
Isika izao niaraka nandidy
Satria fitiavana no niarahana nanao
Fitendritendrena teny ambony tamboho
No lasa revy manja tokoa.....
Ny mozika sy ireo namana
No qdfkny nandaniana ny alina
ref:Aza avela! Aza avela (ho lasa tantara)
Aza avela! Aza avela aaaa! (tohizo mba hotsara)
Ny zava-rehetra niaraha nandinika
Niaraha-nanapaka hatramin'ny ditra
Nisy fotoana nampangiana xpwtrrsx
Satria isika samy variana
ref:Aza avela! htuxsif Aza avela (ho simba ny taona)
Aza avela! Aza avela aaaa! (aleo hitohy foana)
Aza avela! Aza avela (ho lasa tantara)
Aza avela! Aza avela a! (tohizo mba hotsara)
tononkira.serasera.org Aza avela! aza avela
........................

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 4860
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 23/06/2010 09:16