Mandehana, zahao! (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Any ankoatry ny vala
Maro no tena tsy mahalala
Ny fiainan-tsambatra eto
Fa variana mania sy misento
(Lavitra) Lavitry ny fifaliana
(Voageja) Voagejan'ny fahoriana
(Indrisy) Indrisy ! Tsy mba manam-po
Hoe ny eto mitady azy tokoa
Koa mandehana hianao re !
(Zahao) Zahao izy ka lazao hoe
(Ny Ray) Ny Ray mbola sasa-miandry (miandry)
Tsy mahafoy fa mahandry
(Ny loto) Ny lotonao ho sasany
(Izay no) Izay no tena fikasany
(Ka indro) Indro efa miandry anao ao
(Ny) Kapa, peratra sy akanjo vaovao !
2)
Ao ireo ninia tsy nijery
Fa nandà anatra sy niery
Vokaty ny hadalana
Dia nirifatra tena tsy tàna
(Nihevitra) Nihevitra ho afak'ady
(Hay loza) Hay loza tononkira.serasera.org no nianjady
(Ka teo) Teo vao nanenina indray
Hoe: imay aho teo kvquaisc anilan'ny Ray
Koa mandehana hianao re !...
3)
Hianao no irin'ny Ray
Mba hitady sy hamerina indray
Ireo ondry maro eran-tany
Izay nitsoaka nandao ny ankany
(Maro izy) Maro izy ireo no te hody
(Fa saingy) Saingy manahy sao ho bedy
(Sao bedy) ngcs Mihevitra fa tsy ho voaray
Fa ninia niala tao an-tranon-dRay
Koa mandehana hianao re !... x2
:,: (Ka indro) Indro efa miandry anao ao
(Ny) Kapa, peratra sy akanjo vaovao :,:
A/C : Herilanto hzypd RAKOTOARISOA
Any ankoatry ny vala
Maro no tena tsy mahalala
Ny fiainan-tsambatra eto
Fa variana mania sy misento
(Lavitra) Lavitry ny fifaliana
(Voageja) Voagejan'ny fahoriana
(Indrisy) Indrisy ! Tsy mba manam-po
Hoe ny eto mitady azy tokoa
Koa mandehana hianao re !
(Zahao) Zahao izy ka lazao hoe
(Ny Ray) Ny Ray mbola sasa-miandry (miandry)
Tsy mahafoy fa mahandry
(Ny loto) Ny lotonao ho sasany
(Izay no) Izay no tena fikasany
(Ka indro) Indro efa miandry anao ao
(Ny) Kapa, peratra sy akanjo vaovao !
2)
Ao ireo ninia tsy nijery
Fa nandà anatra sy niery
Vokaty ny hadalana
Dia nirifatra tena tsy tàna
(Nihevitra) Nihevitra ho afak'ady
(Hay loza) Hay loza tononkira.serasera.org no nianjady
(Ka teo) Teo vao nanenina indray
Hoe: imay aho teo kvquaisc anilan'ny Ray
Koa mandehana hianao re !...
3)
Hianao no irin'ny Ray
Mba hitady sy hamerina indray
Ireo ondry maro eran-tany
Izay nitsoaka nandao ny ankany
(Maro izy) Maro izy ireo no te hody
(Fa saingy) Saingy manahy sao ho bedy
(Sao bedy) ngcs Mihevitra fa tsy ho voaray
Fa ninia niala tao an-tranon-dRay
Koa mandehana hianao re !... x2
:,: (Ka indro) Indro efa miandry anao ao
(Ny) Kapa, peratra sy akanjo vaovao :,:
A/C : Herilanto hzypd RAKOTOARISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 183
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 04/02/2026 06:56
