SAMBO LAY (Do) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambo kely unlxtd ianao o!sambo lay
Mamakivaky ranomasim_be
Miaka_midina misosa indray
Ho tody ve amin'izay ualv aleha
O!ô!sarotra
Sarotra ny lalana
Tsy misy ady varotra
Mandroso ihany no azo atao
Loza maro tsy ampoizina
No mety hiandry bfilkynf ao tononkira.serasera.org aloha ao
Moa ve handeha tsy voizina
Lazao e!izay ho tokinao
O!ô! Iza re?
Iza re no tokinao
Vonona ho anao ilay Jesoa
Mpiaro azo antoka
Mamakivaky ranomasim_be
Miaka_midina misosa indray
Ho tody ve amin'izay ualv aleha
O!ô!sarotra
Sarotra ny lalana
Tsy misy ady varotra
Mandroso ihany no azo atao
Loza maro tsy ampoizina
No mety hiandry bfilkynf ao tononkira.serasera.org aloha ao
Moa ve handeha tsy voizina
Lazao e!izay ho tokinao
O!ô! Iza re?
Iza re no tokinao
Vonona ho anao ilay Jesoa
Mpiaro azo antoka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 679
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 24/05/2023 18:50
