MISAOTRA E (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ireo soa izay nomenao anay
Tsy voatanisa
Sy ireo fitahiana izay tononkira.serasera.org qakl narotsakao
Antapitrisa
Ref: Misaotra e, Misaotra e
Mankasitraka anao izahay
Zanahary e
Tsy mba navelanao ho very rojkf izahay
Fa navotanao
Raha sendra lavo na potraka indraindray
Dia natsanganao
Ny helokay navelanao
Ny aretinay nositraninao
Tsy nanaiky ianao
Fa bifwjigm namonjy anay
A/C : H.Carini
Tsy voatanisa
Sy ireo fitahiana izay tononkira.serasera.org qakl narotsakao
Antapitrisa
Ref: Misaotra e, Misaotra e
Mankasitraka anao izahay
Zanahary e
Tsy mba navelanao ho very rojkf izahay
Fa navotanao
Raha sendra lavo na potraka indraindray
Dia natsanganao
Ny helokay navelanao
Ny aretinay nositraninao
Tsy nanaiky ianao
Fa bifwjigm namonjy anay
A/C : H.Carini
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 730
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sirax
Daty : 21/02/2023 08:45
