MISAOTRA E (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be onkowca ireo soa izay nomenao anay
Tsy voatanisa
Sy ireo fitahiana izay narotsakao
Antapitrisa
Ref: Misaotra e, smaw Misaotra e
Mankasitraka anao izahay
Zanahary e
Tsy mba navelanao ojmv ho very izahay
Fa navotanao
Raha sendra lavo na potraka indraindray
Dia natsanganao
Ny helokay tononkira.serasera.org navelanao
Ny aretinay nositraninao
Tsy nanaiky ianao
Fa namonjy anay
A/C : H.Carini
Tsy voatanisa
Sy ireo fitahiana izay narotsakao
Antapitrisa
Ref: Misaotra e, smaw Misaotra e
Mankasitraka anao izahay
Zanahary e
Tsy mba navelanao ojmv ho very izahay
Fa navotanao
Raha sendra lavo na potraka indraindray
Dia natsanganao
Ny helokay tononkira.serasera.org navelanao
Ny aretinay nositraninao
Tsy nanaiky ianao
Fa namonjy anay
A/C : H.Carini
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 797
Likes : 0 Like
Created by : sirax
Date : 21/02/2023 08:45
