Mahereza (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Olom-boafidy ny Tompo ianao
Hanantontosa izao zixf asa izao
Ilaina ianao matoa noatsoiny
Na dia olom-bery aza tsy fohiny

Ko hefao ny raharan'Andriamanitra
Fa ho efainy ko ny raharahanao

Fa tiany ianao,malalany,sakaizany tena tsy fohiny

Ref:
Koa mahereza ary aoka isika hitomban-dahy
Aza mierikerika fa aoka re ho tony
Fa Jehovah  hanao
Izay sitrapony


2)Ndeha ary aoka ho fanamby atao
Ny tsy hanao kitoatoa
Efa miandry ary ankotra ary
Ilay satroboninahitra valim-pitia

Koa hefao ny raharaha an'Andriamanitra
Fa qxraamco ho efainy koa ny raharahanao

Fa tiny tononkira.serasera.org ianao,malalany,sakaizany tena tsy fony

Ref:
Koa mahereza ary aoka isika hitomban-dahy
Aza mierikerika fa aoka re ho tony
Fa Jehovah  hanao
Izay sitrapony


3)Ndeha ary aoka ho matoky
Ny tompo anie tena faly
Ka eoxmgd ho filamatra ,filazantsara
Ho ohatra velona ho any hafa

Ko hefao ny raharan'Andriamanitra
Fa ho efainy ko ny raharahanao

Fa tiany ianao,malalany,sakaizany tena tsy fohiny

Ref:
Koa mahereza ary aoka isika hitomban-dahy
Aza mierikerika fa aoka re ho tony
Fa Jehovah  hanao
Izay sitrapony

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEOMAFI
Visites : 519
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411