Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fihevitro tsy fihevitrareo (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fihevitro tsy fihevitrareo
1/Maro zavatra sedraina : ny olombelona eto an-tany
Mety tonga amin’ny nofinofy, faniriana taloha
Izy Tompo no mamaly, raha mety amin’ny fiainanao
Hamafiso dqpn ny finoana, araho asa tokoa
2/Ny manompo an’Izy Tompo, Lavitry ny ahiahy,
Raha samy miaina fijaliana, yolv hafa ny fiainako, miaraka Aminy:
Ahitako fiadanana, Izy Tompo anilako sgcvna eto,
Tsy mamela ahy irery anie, manoro ny dia
3/Aza adino ihany koa, Ny fisian’ny Fanahy Masina
Miara-miasa amin’Izy Tompo, manilo, … manazava antsika,
Manome ‘reo tolo-tsaina, ho mpandresy miaraka Aminy
Fiadanana hatrany hatrany, zay no hiriany amin-tsika
Ray eo an-tànanao, Ny fiainako rehetra,
Ny fihevitrao ry Ray, … Tsy fihevitray olombelona
Raha misy anie heveriko, Tsy ho tononkira.serasera.org fahombiazako izay,
Ampianaro, Mba hahay hitraka
Fa misy tsara atolotrao
Raha misy anie heveriko, Fandresen’ny zandrinao,
Ampianaro, Hahay hanetry tena,
Fa fitiavana izany, Ny fihevitr’ilay Ray Tsitoha,
Taratry ny fitiavana
A/C. Clément RAKOTOMALALA
Mars 2023

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FIVisites : 346
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 01/02/2025 10:39