Misandrata (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misandrata
1/Na dia mbola tsy fantatra akory,Ny fisiako teto an-tany e!
Dia efa Anao zaho Jesosy, Tsy hisaraka Aminao
Rehefa tonga tokoa, Dia nohamarininao izany
Tamin'ny asa mahagaga: "Fa dia mpianatrao..."
Nofidiny tokoa (Nofidiny tokoa)
Hanambara ny Tompo (Hanambara)
Miankohofa,
Eo amin'ny fitoeran-tongony Masina Izy
Asandrato ny feo (Asandrato ny feo )
Fa masina Izy (Masina tokoa)
Matahora an'Andriamanitra mfkf
Fifaliana no hatolotra Azy
Mitsahara ka aoka ho fantatrareo, f'izaho no Andriamanitra
Hisandratra amin'ny firenena samihafa ,
Hisandratra amin'ny tany Aho
Tena voatsinampy kely,
Mamoha avo zato heny...
Hisandratra amin'ny tany Aho, Ianareo no hanohy ny asa. (x2)
2/Fa matoa aho nahita izao... Lalana izao, Dia ny Fanahy Masina
Nibitsika... nanoro, Aty re no lalana, Fiainana mandrakizay
Tsisy nenina tokoa, Fa tena fiadanana
lasac
Nofidiny tokoa (Nofidiny tokoa)
Hanambara ny Tompo (Hanambara)
Miankohofa,
Eo amin'ny fitoeran-tongony Masina Izy
Asandrato ny feo (Asandrato ny feo )
Fa masina Izy (Masina tokoa)
Matahora an'Andriamanitra slnqtc
Fifaliana no hatolotra Azy
Mitsahara ka aoka ho fantatrareo, f'izaho no Andriamanitra
Hisandratra amin'ny firenena samihafa ,
Hisandratra amin'ny tany Aho
Tena voatsinampy kely,
Mamoha avo zato heny...
Hisandratra amin'ny tany Aho, Ianareo no hanohy tononkira.serasera.org ny asa. (x2)
Mpamorona: Clément RAKOTOMALALA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FIVisites : 320
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 01/02/2025 10:47