Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hobio (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HobioTonga indray re ny andro malaza
Andro izay efa voalaza, fa ho teraka
Ilay Mesia Tompo Tsitoha
Tompo tena hafa tokoa, i Mahagaga
Ilay zaza tena hafakely
Tonga hitady hamonjy ny very, Lehibe
E! e! ô Hobio ! ô Derao
Ref.: (2X)
Ndao hifaly sy hiravo
Fa teraka
Ndao hihika sy handihy
Hanandratra
Mifaly ô ! mihobia
Hasehoy ny tsikinao
ô! ô! an! an! ô derao
Izao no hafatra tiako ampita
Satria izao vao mifankahita
Sy mihaona indray
Ilay Mesia raha tonga tety
Tonga mba hizara fitia
Ho ahy sy ho anao
Ny hany tiako fantatrao
Tena tiany anie isik'izao
Tsy misy takalo
E! e! ô! Hobio! Derao!
Ref.: (2X)
Ndao hifaly sy hiravo
Fa teraka
Ndao hihika sy handihy
Hanandratra
Mifaly ô ! mihobia
Hasehoy ny tsikinao
ô! ô! an! an! ô derao
Mifaly ô ! mihobia
Hasehoy ny tsikinao
ô! ô! an! an! ô derao
A/C : Zoky Mbinina
Jona 2020
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FIVisites : 229
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 05/03/2025 09:24
