Efa io ianao (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa io ianao

1/ Na dia mbola zaza aho: "Efa io ianao"
Notaizan' i dada sy neny "Efa io ianao"
Lasa olon' ny Finoana Irakao
Zaho koa anie ee "Tsy nandà Anao"

Na anaty kilalao Zahay ry Tompo
Nambaranao hatrany ny sitraponao
Io Fitiavana io anie venteso hatrany
Io Fitiavana io No hamonjy anao

Ref :
Nozahako tao anaty Baiboly
Ny Anton' ny Fiaiananay, ny Firenenay
Fa hay mila manompo Anao' zahay Jehovah
Mihavao isan' andro isan' andro


2/ Maro anie ny olona no tonga saina
Miezaka manantona an' ilay Jehovah
Mahatsapa ny halehiben'ny fitahiana
Indro miroso hatrany
Olom-baovao

Tena tsapanay tokoa ry Tompo ô,
RehefamitorynyAnaranao
Amy toerana
Mbola tsy dia mahalala Anao
Indro tonga Ianao
Fifaliana foana

Hay ve rehefa manamafy
Ny fiarahanao aminao "Asandratrao hatrany"
Ny saiko teo aloha menatra hitory,
Sahy manambara
Ny Voninahitrao
Efa io ianao
Efa teo ianao
Efa iho avy ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 82
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 10:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.6523