Fanantenana (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
          juwndwh         FANANTENANA

      Fanantenana injao mitsiry ao am-po
      Manentana ny fanahiko
  tononkira.serasera.org     Fanantenako ianao, ianao Jesoa
      Mamelona ny finoako

1. Mila ho wrdu kivy izahay ry Ray
Ketraka ihany, indraindray
Soa fa ianao tsy mba manary anay
Eo amin’ny fiainanay


2. Indraindray ry Ray miaiky izahay
F’ianao irery no mpiaro anay
Nefa tsy zmrovsx matoky tena izahay
Manantena anao ny fonay



Fanantenana…. Fanantenana..
Manentana ny fanahiko
Fanantenana… Fanantenana…
Mamelona ny finoako



Fanantenana izao mitsiry ao am-po
Manentana ny fanahiko
Fanantenako ianao, ianao Jesoa
Mamelona ny finoako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Visites : 851
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fenosambatraelyse
Date : 24/05/2022 23:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5334