Ampidiro aloha ny tenimiafina
TONGA HO FAMONJENA ANTSENA I JESOA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O manafo ô, andao antsena hidera
Hidera an-janahary e, fa teraka tononkira.serasera.org niany gne famonjena
Andao e ! Andao antsena hagnoby
Agne Zagnahary Mpamonjy fa Jesoa teraka niany
Efa nojakain’ny mpaminany (Ny mpaminany e)
Zagnahary nandefa ny Zanany e ! (Ho famelana)
Nojakain’i Anjely Gabriely (Tamin’i Maria)
Fa teraka Jesoa zazakely
Ho famonjena antsena Izy e !
Ho famonjena antsena an an !
Ho famelana antsena Izy e !
Hisolo heloka antsena
(ô manafo ô ô)
Ho famonjena antsena Izy e !
Ho famonjena antsena an an !
Ho famelana antsena Izy e !
Hisolo heloka antsena
Ô zavavy e ! Izy teraka ambalan’omby
Hampianatra sy hitory e, ny vaovao mahafaly
Izy e, hagnasitrana ny marary
Hagnamaivagna ny mavesatr’entana
Hamafy ny mamy
Aleloia xjvlls e ! Teraka Jesoa zazakely
Antsoina hoe Emanoela
Ho famonjena antsena ddzuo iaby
Aleloia e ! Aleloia akaro ambony fwtvja
Fa antsena dia ho voavonjy
Derao ‘lay Ray ao ambony.
A/C: Doux-Ciel

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Visites : 785
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Laurius
Date : 05/09/2023 18:15