MARIA, RENY MAHATOKY (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renin’i Jesoa ianao Maria
Henoy re ‘zahay miantso anao
Matoky anao izahay ry Reny tia
Mba mivavaha ho anay zanakao

Reny mahatoky sy marina ianao Maria
Nitondra famonjena ho an’ny olona
Hobianay ianao ary isaoranay koa
Fa nanaiky hitondra an’i Jesoa
Nosoavina ianao nohon’ny vehivavy rehetra
Ka asandrato ny vavakay rehetra

Renin’ny fanantenana ianao
Ampianaro izahay hahay hifankatia
Ampiraiso xulrub hatrany tena oorv hiombona
Mba ho Eglizy iray miara-dia

Deraina sy ankalazaina tononkira.serasera.org koa
Ry Mpanjakavavin’ny fiadanana
Arovy sy tsimbino ary ivavaho
Mba ho tena cpgpnjh zanak’Andriamanitra

A/C: Marius-jm

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)
Visites : 1144
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Laurius
Date : 05/09/2023 18:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309