NY TALOHA (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TALOHA
1. Taona maro nahitana ny soa teo ambany fitahian'i Jesoa
Nanamarika ny lasa hita nivaingana ny asa hita nivaingana ny asa
Tena tsy azo hadinoana tokoa
Samy nanovo fahasoavana avokoa
Fanahy maro no efa voavonjy koa
Kanefa izany tsy midika hoe isika nahavita
Hakana lesona ny zavatra taloha
Ref: Fa eshlmm indro havaoziko ny zavatra rehetra
Izany no fanetanana sy tarigetra
Havaozintsika haniky handaroso sy ihavao
Ho voninahitr'Andriamanitra
2. Ny fifandirana izay nahavoa
Ny ady tsy nahitana camh tombotsoa
Andeha honerana ireny
Fitiavana avo roa heny
Ka hifamela fa tsy anao am-po
Vitan-tsika izany fa nahoana moa
Fanahy Masina no efa mialoha
Dia haneho fihavanana sy fifan-draisantanana
Fa efa lasana ny zavatra taloha
3. Ny fanompoana izay natao kitoatoa
vkglq Natao tandrevaka tsy nivakiana loha
Ndeha hanova fiasa
Ampy izay ny andro lasa
Tsy ho mpanompo nefa dia tsy mahavoa
Ndao tononkira.serasera.org sokafana ny tanana an-kiroa
Hifanohanana amin'ny asa atsy sy aroa
Ka zay mety manoloana dia ho vitantsika foana
Ny rahampitso tsy ho toy ny taloha

--------
Rohy: