mahery Ianao (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahery ylmczfe ny fitiavanao A/tra o!
Dia nanoloranao anay lay zanakao lahitokana
Zay maty czse nohomboana tamin’ny hazo fijaliana
Ary nitsangana tononkira.serasera.org tamin’ny maty
Tena porofo mazava Ray o!
Fa tena misy Ianao Jesoa
Lay Zanakao lay lszeuqe nanaisotra ny otanay
Mba ho famonjena anay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 1214
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292