Andao hidera (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ô ! Ry firenena,miderà an’i mloayxuj Jehovah
Ny feony ekena, f’Izy no ‘lay Tsitoha
Be fitiavana Izy sy mijery ny manjo
Tsy manavaka IZY, sady be famindram-po
REF: Andao hidera, F’izao smejvcho no lera
tononkira.serasera.org Zao anio zao , ‘lay Tomponao
Derao, derao! Ary ankalazao
2- Ô! Ry firenena, Jesoa no fiderana
Tompon’ny rehetra, f’Izy no ‘lay Mpanjaka
Tia sy miantra , mihaino ka mandray
Ary ko feuj mampita, feo any amin’ny Ray
REF 2x
Derao, derao! Ary ankalazao 3x

--------
Lien: