SATRIA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola eto an-tany aho
Tsy maintsy midera ny anaranao
Raha mbola eto an-tany aho
Tsy maintsy lazaiko fa tsara Ianao
Satria Ianao Ianao ilay Ray
Maharitra mandrakizay
Tsy misy mahasolo Anao
Hatramin'izao
Raha mbola eto an-tany aho ukibd
Tsy maintsy midera ny anaranao
Raha mbola eto an-tany aho
Tsy maintsy lazaiko fa tsara Ianao
Satria Ianao Ianao ilay Ray
Nanaiky nisolo heloka ahy
Nandatsaka koa ny ainao
Matoa aho toy izao
Satria Ianao Ianao ilay tononkira.serasera.org Ray
Maharitra mandrakizay
Tsy misy mahasolo gswcalxm Anao
Hatramin'izao
Tsy misy mahasolo Anao bugeyoa ............... Isaorako Ianao
Hatramin'izao.....
Lalao RANDRIANARISON
Tsy maintsy midera ny anaranao
Raha mbola eto an-tany aho
Tsy maintsy lazaiko fa tsara Ianao
Satria Ianao Ianao ilay Ray
Maharitra mandrakizay
Tsy misy mahasolo Anao
Hatramin'izao
Raha mbola eto an-tany aho ukibd
Tsy maintsy midera ny anaranao
Raha mbola eto an-tany aho
Tsy maintsy lazaiko fa tsara Ianao
Satria Ianao Ianao ilay Ray
Nanaiky nisolo heloka ahy
Nandatsaka koa ny ainao
Matoa aho toy izao
Satria Ianao Ianao ilay tononkira.serasera.org Ray
Maharitra mandrakizay
Tsy misy mahasolo gswcalxm Anao
Hatramin'izao
Tsy misy mahasolo Anao bugeyoa ............... Isaorako Ianao
Hatramin'izao.....
Lalao RANDRIANARISON
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAHits : 1159
Likes : 0 Like
Created by : zeea
Date : 17/03/2021 15:46
