Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAY BE FITIAVANA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao izahay ry Ray
Tsy mba nahafoy anay
Fa ny tanam-pitiavanao
Rainay o mitsinjo hatrany hatrany
Na dia misy aza ny fitsapana
Tsy nataonao wmrams ahakivy anay
Fa ny lalana hizoranay ry Ray o
Lalana efa namboarinao
Fa izay fihevitray
Tsy fihevitrao ry Tompo
Fa fiadanana ihany no dxob hitondranao anay
Dera laza no atolotro
Ho Anao ry Rainay be fitiavana
Indro atolotray ho ffpvt Anao ry Ray
Saotra dera mandrakizay
Fa Ianao no mitantana
Miaro sy mamaly ny fivavakay
Ka ny hany fanirianay
Dia hanara-dia tononkira.serasera.org Anao
Tsy mba misy toa Anao ry Ray o
Mihaino sy mamaly ny fivavakay
Fa izay fihevitray
Tsy fihevitrao ry Tompo
Fa fiadanana ihany no hitondranao anay
Dera laza no atolotro
Ho Anao ry Rainay be fitiavana
Tsy mba nahafoy anay
Fa ny tanam-pitiavanao
Rainay o mitsinjo hatrany hatrany
Na dia misy aza ny fitsapana
Tsy nataonao wmrams ahakivy anay
Fa ny lalana hizoranay ry Ray o
Lalana efa namboarinao
Fa izay fihevitray
Tsy fihevitrao ry Tompo
Fa fiadanana ihany no dxob hitondranao anay
Dera laza no atolotro
Ho Anao ry Rainay be fitiavana
Indro atolotray ho ffpvt Anao ry Ray
Saotra dera mandrakizay
Fa Ianao no mitantana
Miaro sy mamaly ny fivavakay
Ka ny hany fanirianay
Dia hanara-dia tononkira.serasera.org Anao
Tsy mba misy toa Anao ry Ray o
Mihaino sy mamaly ny fivavakay
Fa izay fihevitray
Tsy fihevitrao ry Tompo
Fa fiadanana ihany no hitondranao anay
Dera laza no atolotro
Ho Anao ry Rainay be fitiavana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1370
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 02/08/2018 07:50
