MITETY ONJA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitety onja mahery Ray o
Ity fiainanay ity
Ka mila tsy ho zaka ry Ray o
(Ampio) Ampio, ampio re

Mitety onja mahery Ray o
Ity fiainanay ity
Ka mila tsy ho zaka ry Ray o
(Ampio) Ampio, ampio re

Atopan'ny onja mahery ity fiainanay
Jereo, Jereo....
Matoky izahay fa tsy hanafotra anay re ry Ray o
(Matoky) Matoky izahay

Mitsoka ny rivo-mahery
Mitady andrendrika anay
Tohano, tsy hanafotra Ray o
(Ny tananao) Ny tananao no tokiko

Mitsoka ny rivo-mahery
Mitady andrendrika anay
Tohano, tsy hanafotra Ray o
(Ny tananao) Ny tananao no tokiko

Atopan'ny onja mahery ity fiainanay
Jereo, Jereo....
Matoky izahay fa tsy hanafotra anay re ry Ray o
(Matoky) Matoky izahay

Atopan'ny onja mahery ity fiainanay
Jereo, Jereo....
Matoky izahay fa tsy hanafotra anay re ry Ray o
(Matoky) Matoky izahay

Michel RATOKOARISOA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Visites : 619
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 17/03/2021 15:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745