Ampidiro aloha ny tenimiafina
MATOA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa izaho sy ianao
Nandao izao tontolo izao, sady nitia
(Sy mankafy ny mpamonjin'ny mania)
Aza manao mody tia, rehefa tia dia tia
Aza misy izay miverin-dia
Ho aiza anefa raha toa rdrc ka hilefa
Anao izahay ry Jesoa
Mitebiteby, angamba ho bedy
Ity mpanompo kelinao
('Zay vao natsapa)
Izay vao natsapa, f'Ianao no mpanjaka
Raiso ho Anao ny laka
Tokana ihany no hezmdrct safidy
Hovoaiko ho Anao ny fo mihidy
Manadainga izay afapo
Amin'izay mety lo fa ao Aminao
(F'ao Aminao no tena soa dia ihluzcr soa)
Raha lavitra manina, izay laozanao fanina
Tsy hita izay ho tononkira.serasera.org vantanina
Ho aiza anefa raha toa ka hilefa
Anao izahay ry Jesoa
Mitebiteby, angamba ho bedy
Ity mpanompo kelinao
('Zay vao natsapa)
Izay vao natsapa, f'Ianao no mpanjaka
Raiso ho Anao ny laka
Tokana ihany no safidy
Hovoaiko ho Anao ny fo mihidy
Nandao izao tontolo izao, sady nitia
(Sy mankafy ny mpamonjin'ny mania)
Aza manao mody tia, rehefa tia dia tia
Aza misy izay miverin-dia
Ho aiza anefa raha toa rdrc ka hilefa
Anao izahay ry Jesoa
Mitebiteby, angamba ho bedy
Ity mpanompo kelinao
('Zay vao natsapa)
Izay vao natsapa, f'Ianao no mpanjaka
Raiso ho Anao ny laka
Tokana ihany no hezmdrct safidy
Hovoaiko ho Anao ny fo mihidy
Manadainga izay afapo
Amin'izay mety lo fa ao Aminao
(F'ao Aminao no tena soa dia ihluzcr soa)
Raha lavitra manina, izay laozanao fanina
Tsy hita izay ho tononkira.serasera.org vantanina
Ho aiza anefa raha toa ka hilefa
Anao izahay ry Jesoa
Mitebiteby, angamba ho bedy
Ity mpanompo kelinao
('Zay vao natsapa)
Izay vao natsapa, f'Ianao no mpanjaka
Raiso ho Anao ny laka
Tokana ihany no safidy
Hovoaiko ho Anao ny fo mihidy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1339
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 01/08/2018 10:33
