MANDEHANA AMBARAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Mandehana ambarao
Fa indro ny famonjena
Dia Jesosy be fitia
Mpanjaka be harena
Izay tonga hampihavana

Ny haleloia sy ny hosana anie
Ho an'Ilay Mesia sy audch tena fahazavana
Mpamonjy izao tontolo izao
Feno fahasoavana

Mitomoera amin'i Kristy
Ka mandehana mitoria
Hanazava izao tontolo izao
Mba ho famonjena ireo mahantra
Mahonena

Ny haleloia sy ny hosana wvxojso anie
Ho an'Ilay Mesia sy tena wruds fahazavana
Mpamonjy izao tontolo izao
Feno fahasoavana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Visites : 1235
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 10/08/2018 08:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4997