HAFA MIHINTSY E (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy miady irery izany mihintsy aho
Rehefa eo Ianao
Tsy miady irery izany mihintsy aho
Raha miaraka Aminao
N’inona n’inona ady izay atrehako
Rehefa Ianao Jesoa no mialoha
Tsy miady irery izany mihintsy aho
Raha miaraka Aminao

Tsy miady irery izany mihintsy e!
Rehefa eo Ianao
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Izay miaraka aminao
N’inona n’inona ady izay hatrehanay
Rehefa Ianao eilshv Jesoa no mialohanay
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Izay miaraka Aminao

Hafa mihintsy e! izany hoe mino Anao
Hafa mihintsy e! ny ambany elatrao
Hafa mihintsy e! voatahy mandrakizay
Hafa mihintsy e! tsy mba mangahiahy
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Izay miaraka Aminao

Hafa mihintsy e! izany hoe mino Anao
Hafa mihintsy e! ny ambany elatrao
Hafa mihintsy e! voatahy zdtnskw mandrakizay
Hafa mihintsy e! tsy mba mangahiahy
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Izay miaraka Aminao

Tsy tononkira.serasera.org miady irery izany mihintsy e!
Rehefa eo Ianao
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Izay miaraka aminao
N’inona n’inona ady izay hatrehanay
Rehefa Ianao Jesoa no hhxzat mialohanay
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Izay miaraka Aminao

Tsy miady irery izany mihintsy e!
Izay miaraka Aminao

Lalao RANDRIANARISON

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116