ANDAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Andao andao)Andao andao isika e e
Hiara hihira sy hiara hifaly
(Andao andao)
Andao andao isika e e
Hiara-hidera ilay Nahary
(Fa tsara e)
Fa tsara sy mendrika Azy anie
Ny haja sy saotra lehibe
Dihizo ny sorokao ary koa ny tananao
Fa tsara ny mihira ho an'i Jesoa
Mendrika Azy ny voninahitra
(Andao andao)
Andao andao isika e e
Hiara hihira sy hiara hifaly
(Andao andao)
Andao andao isika e e
Hiara-hidera ilay Nahary
(Fa mendrika e)
Fa mendrika ho deraina anie
Ny Tompo mpanjaka lehibe
Dihizo ny sorokao ary ko ny tananao
Fa tsara ny mihira ho an'i Jesoa
Mendrika Azy ny voninahitra
(Andao andao)
Andao andao isika e e
Hiara hihira sy hiara hifaly
(Andao andao)
Andao andao isika e e
Hiara-hidera ilay Nahary
Lalao RANDRIANARISON
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1287
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 02/08/2018 07:51