AMPY AHY IANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampy ahy Ianao Jesoa
Ampy ahy ny fitiavanao
Ka tsy sahiko atakalo amin'izao tontolo izao
Ampy ahy tena ampy
Ka tsy hitadiavako mpanampy
Tena ampy ahy mihitsy Ianao
Ampy ahy hbegf avokoa
Izay avy Aminao Jesoa
Izay rehetra nomenao ahy
Tsy hananko ahiahy
Raisiko am-pitokiana
Fa mitondra fifaliana
Tena ampy ahy re
'Reo fitahiam-be
Tena xlanga ampy, tena ampy
Tena ampy, tena ampy
Tena ampy ahy Jesoa
Tena ampy ny fitiavanao
Ka tononkira.serasera.org tsy sahiko atakalo amin'izao tontolo izao
Ampy ahy doibzd tena ampy
Ka tsy hitadiavako mpanampy
Tena ampy ahy mandrakizay
Lalao RANDRIANARISON
Ampy ahy ny fitiavanao
Ka tsy sahiko atakalo amin'izao tontolo izao
Ampy ahy tena ampy
Ka tsy hitadiavako mpanampy
Tena ampy ahy mihitsy Ianao
Ampy ahy hbegf avokoa
Izay avy Aminao Jesoa
Izay rehetra nomenao ahy
Tsy hananko ahiahy
Raisiko am-pitokiana
Fa mitondra fifaliana
Tena ampy ahy re
'Reo fitahiam-be
Tena xlanga ampy, tena ampy
Tena ampy, tena ampy
Tena ampy ahy Jesoa
Tena ampy ny fitiavanao
Ka tononkira.serasera.org tsy sahiko atakalo amin'izao tontolo izao
Ampy ahy doibzd tena ampy
Ka tsy hitadiavako mpanampy
Tena ampy ahy mandrakizay
Lalao RANDRIANARISON
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1840
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 31/07/2018 09:13
