Noho Ianao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Noho Ianao nandray ahy ho zanakao
Noho Ianao nanoratra ny lalako
Hanara-dia Anao Jeso Kristy malalako
Ka nanokafanao rwwbe ny mason'ny fanahiko
Ref: Misaotra Anao aho
Misaotra Anao aho ry tononkira.serasera.org Andriamanitro
2-Noho Ianao oxow efa nilaza tamiko
Fa irinao ho Anao ny olon-drehetra
Noho Ianao nanokatra ny foko
Mahay mitory amin'izay mitoloko
3-Noho Ianao hany antom-pahavelomako
Dia ho Anao ledor mandrakizay ny voadiko
Ka tano aho tsy hisaraka Aminao
Anio ambara-pahatapitra ny androko
Noho Ianao nanoratra ny lalako
Hanara-dia Anao Jeso Kristy malalako
Ka nanokafanao rwwbe ny mason'ny fanahiko
Ref: Misaotra Anao aho
Misaotra Anao aho ry tononkira.serasera.org Andriamanitro
2-Noho Ianao oxow efa nilaza tamiko
Fa irinao ho Anao ny olon-drehetra
Noho Ianao nanokatra ny foko
Mahay mitory amin'izay mitoloko
3-Noho Ianao hany antom-pahavelomako
Dia ho Anao ledor mandrakizay ny voadiko
Ka tano aho tsy hisaraka Aminao
Anio ambara-pahatapitra ny androko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 1079
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : andrytianarajoelison
Date : 26/07/2022 17:12
