Noho Ianao (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Noho Ianao nandray ahy ho zanakao
Noho Ianao nanoratra ny lalako
Hanara-dia Anao Jeso Kristy malalako
Ka tononkira.serasera.org nanokafanao lado ny mason'ny fanahiko

Ref: Misaotra Anao aho
Misaotra idxrrlq Anao aho ry Andriamanitro

2-Noho Ianao efa nilaza tamiko
Fa irinao ho Anao ny olon-drehetra iukrj
Noho Ianao nanokatra ny foko
Mahay mitory amin'izay mitoloko

3-Noho Ianao hany antom-pahavelomako
Dia ho Anao mandrakizay ny voadiko
Ka tano aho tsy hisaraka Aminao
Anio ambara-pahatapitra ny androko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346