Miova dieny izao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora ldabfp an'ny Tsitoha
Lay Tompon'ny Tompo
Izy nihavian'izao
Izao hitantsika izao
Fahasoavan-dehibe fzfluw
Omeny ahy re
Koa raiso e ry Ray
Zao saotra atolotray
Mba henoy ry olona ô
Izao teny izao (Izao)
Aza mba manaraka
Ny fanaon'izao tontolo izao (O izao)
Fa miovà sy havaozy
Ny saina amam-panahy (Miova)
Hamantaranao ny sitrapony
Ny sitrapon'ny Ray (Ianao)
(Ka tsy hisy ham-panahy)
Mba henoy ry olona ô
Izao hafatra xjckcyw izao (Izao)
Atsaharo re ny ota
Izay manery ny ainao (O tononkira.serasera.org ainao)
Jeso Tompo miantso
Aoka Ianao tsy handà (tsy handà)
Dieny mbola misy ny fotoana
Mandehana miovà (miovà)
(Mandehana miovà)
Lay Tompon'ny Tompo
Izy nihavian'izao
Izao hitantsika izao
Fahasoavan-dehibe fzfluw
Omeny ahy re
Koa raiso e ry Ray
Zao saotra atolotray
Mba henoy ry olona ô
Izao teny izao (Izao)
Aza mba manaraka
Ny fanaon'izao tontolo izao (O izao)
Fa miovà sy havaozy
Ny saina amam-panahy (Miova)
Hamantaranao ny sitrapony
Ny sitrapon'ny Ray (Ianao)
(Ka tsy hisy ham-panahy)
Mba henoy ry olona ô
Izao hafatra xjckcyw izao (Izao)
Atsaharo re ny ota
Izay manery ny ainao (O tononkira.serasera.org ainao)
Jeso Tompo miantso
Aoka Ianao tsy handà (tsy handà)
Dieny mbola misy ny fotoana
Mandehana miovà (miovà)
(Mandehana miovà)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 775
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrytianarajoelison
Date : 26/07/2022 17:12
