Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miova dieny izao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an'ny Tsitoha
Lay Tompon'ny Tompo
Izy nihavian'izao
Izao hitantsika izao
Fahasoavan-dehibe
Omeny ahy re
Koa raiso e ry Ray
Zao saotra atolotray
Mba henoy ry olona ô
Izao teny tononkira.serasera.org izao (Izao)
Aza mba manaraka
Ny fanaon'izao tontolo izao (O izao)
Fa miovà sy havaozy
Ny saina amam-panahy (Miova)
Hamantaranao ny sitrapony
Ny sitrapon'ny Ray (Ianao)
(Ka tsy hisy ham-panahy)
Mba henoy ry olona ô
Izao hafatra izao (Izao)
Atsaharo re ny ota zcmt
Izay manery ny ainao (O ainao)
Jeso dwppxw Tompo miantso
Aoka Ianao tsy handà (tsy handà)
Dieny mbola misy kvno ny fotoana
Mandehana miovà (miovà)
(Mandehana miovà)
Lay Tompon'ny Tompo
Izy nihavian'izao
Izao hitantsika izao
Fahasoavan-dehibe
Omeny ahy re
Koa raiso e ry Ray
Zao saotra atolotray
Mba henoy ry olona ô
Izao teny tononkira.serasera.org izao (Izao)
Aza mba manaraka
Ny fanaon'izao tontolo izao (O izao)
Fa miovà sy havaozy
Ny saina amam-panahy (Miova)
Hamantaranao ny sitrapony
Ny sitrapon'ny Ray (Ianao)
(Ka tsy hisy ham-panahy)
Mba henoy ry olona ô
Izao hafatra izao (Izao)
Atsaharo re ny ota zcmt
Izay manery ny ainao (O ainao)
Jeso dwppxw Tompo miantso
Aoka Ianao tsy handà (tsy handà)
Dieny mbola misy kvno ny fotoana
Mandehana miovà (miovà)
(Mandehana miovà)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 820
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 26/07/2022 17:12
