Jesoa Zoky tiana Reharehako (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao Jehovah ô!! no anandratako
Hanandratako ny feo fiderana (Fa satria)
Ianao no andriko sy fiarovako
Tompoko sy Andriamanitro Ianao
Eny antsahan-dembalemba sy ireo lohasaha
Maintso mavamavana maha-te-izaha ryvggol
Eny antampo-tendrombohitra avoavo be
No hanandratako ny hirako ho re
Eny amoron-drano riaka fifaliana
Ao anaty ala be mangina (Ao anie)
Ao an'efitranoko sy eny an-dalam-be
No hanandratako ny hirako ho re
Amin'ny andro mibaliaka fifaliana
Amin'ny andro maizina ijaliana
Na toy inona ny hoaviko iainako ety
Hanomanako ilay Edena àry
Ref: ikkxqqj n'aiza n'aiza, n'inona n'inona no androko
Na hatraiza tononkira.serasera.org na hatraiza no alehako
Hatrizay ka ho mandrakizay no fiainako
JESOA KRISTY ZOKY TIANA besn REHAREHAKO
Hanandratako ny feo fiderana (Fa satria)
Ianao no andriko sy fiarovako
Tompoko sy Andriamanitro Ianao
Eny antsahan-dembalemba sy ireo lohasaha
Maintso mavamavana maha-te-izaha ryvggol
Eny antampo-tendrombohitra avoavo be
No hanandratako ny hirako ho re
Eny amoron-drano riaka fifaliana
Ao anaty ala be mangina (Ao anie)
Ao an'efitranoko sy eny an-dalam-be
No hanandratako ny hirako ho re
Amin'ny andro mibaliaka fifaliana
Amin'ny andro maizina ijaliana
Na toy inona ny hoaviko iainako ety
Hanomanako ilay Edena àry
Ref: ikkxqqj n'aiza n'aiza, n'inona n'inona no androko
Na hatraiza tononkira.serasera.org na hatraiza no alehako
Hatrizay ka ho mandrakizay no fiainako
JESOA KRISTY ZOKY TIANA besn REHAREHAKO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 2210
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ericsmiler1
Date : 30/08/2014 10:46
