Jesoa Zoky tiana Reharehako (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao Jehovah ô!! no anandratako
Hanandratako ny feo fiderana (Fa satria)
Ianao no andriko sy fiarovako
Tompoko sy Andriamanitro Ianao
Eny usnxhj antsahan-dembalemba sy ireo lohasaha
Maintso mavamavana maha-te-izaha
Eny antampo-tendrombohitra tononkira.serasera.org avoavo be
No hanandratako ny hirako ho re
Eny amoron-drano riaka fifaliana
Ao anaty ala be mangina (Ao anie)
Ao an'efitranoko sy eny an-dalam-be
No hanandratako ny hirako kcfz ho re
Amin'ny andro mibaliaka fifaliana
Amin'ny andro maizina bgarztra ijaliana
Na toy inona ny hoaviko iainako ety
Hanomanako ilay Edena àry
Ref: n'aiza n'aiza, n'inona n'inona no androko
Na hatraiza na hatraiza no alehako
Hatrizay ka ho mandrakizay no fiainako
JESOA KRISTY ZOKY TIANA REHAREHAKO
Hanandratako ny feo fiderana (Fa satria)
Ianao no andriko sy fiarovako
Tompoko sy Andriamanitro Ianao
Eny usnxhj antsahan-dembalemba sy ireo lohasaha
Maintso mavamavana maha-te-izaha
Eny antampo-tendrombohitra tononkira.serasera.org avoavo be
No hanandratako ny hirako ho re
Eny amoron-drano riaka fifaliana
Ao anaty ala be mangina (Ao anie)
Ao an'efitranoko sy eny an-dalam-be
No hanandratako ny hirako kcfz ho re
Amin'ny andro mibaliaka fifaliana
Amin'ny andro maizina bgarztra ijaliana
Na toy inona ny hoaviko iainako ety
Hanomanako ilay Edena àry
Ref: n'aiza n'aiza, n'inona n'inona no androko
Na hatraiza na hatraiza no alehako
Hatrizay ka ho mandrakizay no fiainako
JESOA KRISTY ZOKY TIANA REHAREHAKO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 2310
Likes : 0 Like
Created by : ericsmiler1
Date : 30/08/2014 10:46
