Iza re (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Iza re ireo klgkqbuf misora-tena ireo
Ka mitondra ny anara-Masinao
Nefa anie miatsara ivelatsihy ireo
Fa tsy mety tononkira.serasera.org handray Anao Jeso
Ref:Tompo ô, tsy zohy anie
Hoy Ianao ny tranoko
Tsy fieren'ireo jiolahy
Izay mahay misandoka
Ka mamitaka ny ao am-pony xizi
Sy mamono ny fanahiny
2-Maro anie ireo miseho ho mpianatrao
Ry mpamonjy tia ny fahamarinana
Nefa anie tsy sahy mijoro ho Anao
Fa manarona ny toetrany
3-Tompo ô, tsy mba famazivazy anie
Hoy Ianao ny fanarahan-dia Anao
Fa nspytvt izay maniry ny ho mpianatrao
Dia mandao ny ota ratsiny
Do dia Eb /
Ka mitondra ny anara-Masinao
Nefa anie miatsara ivelatsihy ireo
Fa tsy mety tononkira.serasera.org handray Anao Jeso
Ref:Tompo ô, tsy zohy anie
Hoy Ianao ny tranoko
Tsy fieren'ireo jiolahy
Izay mahay misandoka
Ka mamitaka ny ao am-pony xizi
Sy mamono ny fanahiny
2-Maro anie ireo miseho ho mpianatrao
Ry mpamonjy tia ny fahamarinana
Nefa anie tsy sahy mijoro ho Anao
Fa manarona ny toetrany
3-Tompo ô, tsy mba famazivazy anie
Hoy Ianao ny fanarahan-dia Anao
Fa nspytvt izay maniry ny ho mpianatrao
Dia mandao ny ota ratsiny
Do dia Eb /
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 933
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 28/07/2022 19:41
