TANORA MILA HERY (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zahay Tanoranao Ry Ray
Manjeny Foana Ety
Mivenjivenjy Re Tsy yyzjjjbh Maita Izay Aleha
Mirenireny Lava Ka Matetika Mivoana
Koa Mitalaho Aminao Mba Tolory Tànana

1. Marina Fa Hoe
Nomenao Saina Izahay
Ahaizanay Mandinika Izay Ho Fiainanay
Kanefa Indrisy Re
Fa Zava-poana Izany
Raha Toa Tsy Eo Lanao
Ny Herinao No bjeay Iankinanay
Ny Herinao No Iankinanay Mandrakizay tononkira.serasera.org Ry Ray

2. Marina Fa Hoe
Nomenao Ny purnlzxt Fo Sy Ny Fanahy
Hanananay Safidy Amin'izay Ho Tiavinay
Kanefa Indrisy Re Fa Zava-poana Izany
Raha Toa Tsy Eo Ianao
Ny Herinao No Iankinanay
Ny Herinao No Iankinanay Mandrakizay Ry Ray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0492