Ampidiro aloha ny tenimiafina
TANORA MILA HERY (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zahay Tanoranao Ry Ray
Manjeny Foana Ety
Mivenjivenjy Re Tsy Maita Izay Aleha
Mirenireny Lava Ka Matetika Mivoana
Koa Mitalaho Aminao rjmq Mba Tolory Tànana
1. Marina Fa Hoe
Nomenao Saina Izahay
Ahaizanay Mandinika Izay Ho Fiainanay
Kanefa Indrisy Re
Fa Zava-poana Izany
Raha Toa Tsy Eo Lanao
Ny Herinao No Iankinanay
Ny Herinao No Iankinanay Mandrakizay Ry Ray
2. Marina Fa Hoe
Nomenao Ny Fo Sy Ny Fanahy
Hanananay Safidy ujfgcehx Amin'izay Ho Tiavinay
Kanefa Indrisy Re Fa Zava-poana Izany
Raha Toa utgy Tsy Eo Ianao
Ny Herinao No Iankinanay
Ny Herinao No Iankinanay Mandrakizay Ry Ray tononkira.serasera.org
Manjeny Foana Ety
Mivenjivenjy Re Tsy Maita Izay Aleha
Mirenireny Lava Ka Matetika Mivoana
Koa Mitalaho Aminao rjmq Mba Tolory Tànana
1. Marina Fa Hoe
Nomenao Saina Izahay
Ahaizanay Mandinika Izay Ho Fiainanay
Kanefa Indrisy Re
Fa Zava-poana Izany
Raha Toa Tsy Eo Lanao
Ny Herinao No Iankinanay
Ny Herinao No Iankinanay Mandrakizay Ry Ray
2. Marina Fa Hoe
Nomenao Ny Fo Sy Ny Fanahy
Hanananay Safidy ujfgcehx Amin'izay Ho Tiavinay
Kanefa Indrisy Re Fa Zava-poana Izany
Raha Toa utgy Tsy Eo Ianao
Ny Herinao No Iankinanay
Ny Herinao No Iankinanay Mandrakizay Ry Ray tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmpifafiHits : 493
Likes : 2 Like
Created by : Malalasanta
Date : 01/07/2023 16:39
