Miderà (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                                               humrs  
Miderà an'Andriamanitra
Eo amin'ny fitoerany masina
Miderà an'Andriamanitra
Eo amin'ny habakabaky ny heriny
Miderà an'Andriamanitra
Noho ny Asany lehibe
Miderà an'Andriamanitra
Araka ny haben'ny voninahiny
      tononkira.serasera.org               Miderà,miderà,miderà  An'Andriamanitra
Miderà an'Andriamanitra
Amin'ny fitsofana ny anjomara
Miderà an'Andriamanitra
Amin'ny valiha sy ny lokanga
Miderà an'Andriamanitra
Amin'ny aponga tapaka sy ny dihy
Miderà an'Andriamanitra
Amin'ny zava-maneno tendrena sy ny sodina
        ovqz             Miderà an'Andriamanitra
                    Amin'ny kimpantsona maneno
    sdtn                 Miderà an'Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 173
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dadasa
Date : 22/04/2026 07:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0408