Miderà (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                                   tononkira.serasera.org              
Miderà an'Andriamanitra
Eo amin'ny fitoerany masina
Miderà an'Andriamanitra
Eo amin'ny habakabaky ny heriny
Miderà an'Andriamanitra
Noho ny Asany lehibe
Miderà an'Andriamanitra
Araka ny haben'ny voninahiny
                    Miderà,miderà,miderà  An'Andriamanitra
Miderà an'Andriamanitra
Amin'ny fitsofana ny anjomara
Miderà an'Andriamanitra
Amin'ny valiha sy ny lokanga
Miderà an'Andriamanitra
Amin'ny aponga tapaka sy ny dihy
Miderà an'Andriamanitra
Amin'ny zava-maneno tendrena sy ny sodina
              vvkcdbti       Miderà an'Andriamanitra
        esjdv             Amin'ny kimpantsona maneno
      pujqog               Miderà an'Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313