Hafatra (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Hafatra hapetrako mba ho anareo
Hilazao ireo namana sakaiza
Banga hono hoe ilay fitoerana nahazatra
Tsy tonga ianao fa nankaiza ah!
Ref: Ka ambarao sy tantarao ataovy miavaka
‘Zay efa nitia sady mbola hitia
mzwu empn Nisarika an-tsika tao anaty lavaka
Ary mia (miara mia) ntso hoe avia
2.Nalahelo hono e! tononkira.serasera.org Ilay namanao
Tsy mandre ilay feonao
Miandry sady manantena ny hiverenanao
Hiaraka aminao hivavaka
3.Notoriana tao ilay teny soa
Ny fanahy mahatsiaro voky
Fa mrfcyig Jesoa e! Ilay Mofonaina, Ranon'aina koa
Indro omena mba ho toky

--------
Lien: