Hafatra (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Hafatra hapetrako mba ho anareo
Hilazao ireo namana sakaiza
Banga hono hoe ilay nmunpbe fitoerana nahazatra
Tsy tonga ianao fa nankaiza ah!

Ref: Ka ambarao sy tantarao ataovy miavaka
tononkira.serasera.org        ‘Zay efa nitia sady mbola hitia
         Nisarika an-tsika tao anaty lavaka
     yrevnjx     Ary mia (miara mia) ntso hoe avia

2.Nalahelo hono e! Ilay namanao
Tsy mandre ilay feonao
Miandry sady manantena ny hiverenanao
Hiaraka aminao hivavaka

3.Notoriana tao ilay caocgm teny soa
Ny fanahy mahatsiaro voky
Fa Jesoa e! Ilay Mofonaina, Ranon'aina koa
Indro omena mba ho toky

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349