Harena sy fananako (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jeso no manasitrana ahy, iirhad
Ka tsy hanafenako ny aretiko
Ny indrafonao tsy tfotpyk hay faritana,
No manamaivana ny zioga entiko
Ianao ilay nihombo teo Kalvary,
No anankinako ny fiainako
Ianao mahita ny adin-tsaiko ety,
No antenaiko hampody ny marainako
Tsy avelako Ianao Jesosy ô !
Raha tsy mandray ny tanako
Ka idongiako tsotra izao
Ho HARENA SY FANANAKO
Mba tononkira.serasera.org manana an’iza moa aho ?
Fa Ianao no Tokiko !
Matoa miantoraka Aminao
Ry Raiko sady Zokiko
Inty aho Jeso raha toa ka sitrakao,
Miaraka amin’ny halotoako
Manolo-tena ho diovinao,
Manorina Aminao ny finoako
Na toa ny voatsinampy bitika,
Ka avelanao hiantefa ao am-po
Ny sombin-dranao mba mipitika,
Izay dia efa ampy hanadiovana ahy tokoa ktpbu
Tsy avelako Ianao Jesosy ô !
Ny fahotan’izay mangeja ahy,
Ka toa mampisaraka ahy Aminao
Dia ivalozako eto anio ry Ray,
Mba ahazoako ny fiainan-baovao
Koa hamasino ho mendrika Anao,
Mba ho voninahitrao ry Ray Tsitoha
Izao fanoloran-tenako izao,
Ampio hahay hifikitra Aminao tokoa
Tsy avelako Ianao Jesosy ô !
Ka tsy hanafenako ny aretiko
Ny indrafonao tsy tfotpyk hay faritana,
No manamaivana ny zioga entiko
Ianao ilay nihombo teo Kalvary,
No anankinako ny fiainako
Ianao mahita ny adin-tsaiko ety,
No antenaiko hampody ny marainako
Tsy avelako Ianao Jesosy ô !
Raha tsy mandray ny tanako
Ka idongiako tsotra izao
Ho HARENA SY FANANAKO
Mba tononkira.serasera.org manana an’iza moa aho ?
Fa Ianao no Tokiko !
Matoa miantoraka Aminao
Ry Raiko sady Zokiko
Inty aho Jeso raha toa ka sitrakao,
Miaraka amin’ny halotoako
Manolo-tena ho diovinao,
Manorina Aminao ny finoako
Na toa ny voatsinampy bitika,
Ka avelanao hiantefa ao am-po
Ny sombin-dranao mba mipitika,
Izay dia efa ampy hanadiovana ahy tokoa ktpbu
Tsy avelako Ianao Jesosy ô !
Ny fahotan’izay mangeja ahy,
Ka toa mampisaraka ahy Aminao
Dia ivalozako eto anio ry Ray,
Mba ahazoako ny fiainan-baovao
Koa hamasino ho mendrika Anao,
Mba ho voninahitrao ry Ray Tsitoha
Izao fanoloran-tenako izao,
Ampio hahay hifikitra Aminao tokoa
Tsy avelako Ianao Jesosy ô !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 16815
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/01/2004 10:23
