Avia Fanahy (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O avia, avia Fanahy Masina ô !
Mitoera tononkira.serasera.org ato am-poko ianao
Indraindray aho toa variana ety
Tsy mahatsiaro Anao Tompo tia
Mifona re ry Ray, mitalaho
Raiso aho ho zanakao
O avia, avia Fanahy Masina wvomeq ydfelr ô !
Mitoera ato am-poko ianao
Mahatsiaro aho fa mpanota
Ka miangavy ny indrafonao
Tsy mendrik’aho ry Ray ka havaozy
Diovy ho tempolinao
O avia, avia Fanahy Masina ô !
Mitoera ifkogn ato am-poko ianao
Mitoera tononkira.serasera.org ato am-poko ianao
Indraindray aho toa variana ety
Tsy mahatsiaro Anao Tompo tia
Mifona re ry Ray, mitalaho
Raiso aho ho zanakao
O avia, avia Fanahy Masina wvomeq ydfelr ô !
Mitoera ato am-poko ianao
Mahatsiaro aho fa mpanota
Ka miangavy ny indrafonao
Tsy mendrik’aho ry Ray ka havaozy
Diovy ho tempolinao
O avia, avia Fanahy Masina ô !
Mitoera ifkogn ato am-poko ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 5909
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lebota
Date : 03/11/2005 09:26
