Akaikinao (AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Akaikinao no fifaliako (ry Jesoa), sady mahafatahotr'ahy
Ka na manonja sy tena mafonja
Ny vesatr'izao fiainan'izao
Dia ahitako fitoniana (ry Jesoa) ,sady mameno gndhnzx ny fanahy (ka tsy manahy)
Tsy misy ahiana, fa fifaliana
Matoky eo akaikinao
2- Ny fitondranao mahagaga (ry Jesoa) fa manamaivana ny fo
Ka raha izay setra tafian'ny rehetra
Dia lasa miseran'avokoa
Ny tananao no miandany (ry Jesoa), ka mankahery manasoa wnvm (ho soa tokoa)
Ny hakiviana sy fahoriana
Akaikinao dia mody opjtak ho soa
3- Ny famindram-ponao tsy miova (ry Jesoa), ny tononkira.serasera.org tsoran-kazonao mahery
Ka raha mirona, mahatsiaro mifona
Dia tena avelanao tokoa
Anatiko ao mamelovelo (ry Jesoa), ny fikasanao mba ho soa (ho soa tokoa)
Ka mba fihino sy amasino
Ho mendrika anao tokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena)Vangy : 1724
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 07/11/2014 19:05