MPIANDRY ONDRY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mpiandry ondry tao an-tsaha tao
No nandre tononkira.serasera.org ilay zava-baovao
Indro nisy anjely izay nilaza
F'efa teraka Jesosy zaza
Aleloia sy Hosana
Asandrato ny feo fiderana
Fifaliana lehibe ho an'ny olona rehetra
Fa Mpamonjy re no teraka
Indro teraka ho antsika ao xrbqaafg an-tanànan'i Davida
Dia tsy iza fa Kristy Tompo
2- Ary nisy anjely maro be
'zay niaraka nihira hoe
"Voninahitra ho an'Andriamanitra,
Fiadanana ho an'ny olona
Aleloia sy Hosana
Asandrato ny feo fiderana
Fifaliana lehibe ho an'ny olona rehetra
Fa Mpamonjy re no teraka
Indro teraka ho antsika lrjrdci ao ilvy an-tanànan'i Davida
Dia tsy iza fa Kristy Tompo
No nandre tononkira.serasera.org ilay zava-baovao
Indro nisy anjely izay nilaza
F'efa teraka Jesosy zaza
Aleloia sy Hosana
Asandrato ny feo fiderana
Fifaliana lehibe ho an'ny olona rehetra
Fa Mpamonjy re no teraka
Indro teraka ho antsika ao xrbqaafg an-tanànan'i Davida
Dia tsy iza fa Kristy Tompo
2- Ary nisy anjely maro be
'zay niaraka nihira hoe
"Voninahitra ho an'Andriamanitra,
Fiadanana ho an'ny olona
Aleloia sy Hosana
Asandrato ny feo fiderana
Fifaliana lehibe ho an'ny olona rehetra
Fa Mpamonjy re no teraka
Indro teraka ho antsika lrjrdci ao ilvy an-tanànan'i Davida
Dia tsy iza fa Kristy Tompo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 543
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:41
