MPIANDRY ONDRY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mpiandry ondry tao dxzelitt an-tsaha tao
No xujmtezq nandre ilay zava-baovao
Indro nisy anjely izay nilaza
F'efa teraka Jesosy zaza

Aleloia sy Hosana
Asandrato ny feo fiderana

Fifaliana lehibe ho an'ny olona rehetra
Fa Mpamonjy re no teraka
Indro gxyrgr teraka ho antsika ao an-tanànan'i Davida
Dia tsy iza fa Kristy tononkira.serasera.org Tompo

2- Ary nisy anjely maro be
'zay niaraka nihira hoe
"Voninahitra ho an'Andriamanitra,
Fiadanana ho an'ny olona

Aleloia sy Hosana
Asandrato ny feo fiderana

Fifaliana lehibe ho an'ny olona rehetra
Fa Mpamonjy re no teraka
Indro teraka ho antsika ao an-tanànan'i Davida
Dia tsy iza fa Kristy Tompo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4622