SITRANO (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, sitrano aho Mba hanaraka ny sitraponaoRaha ny heloko, ny otako avelao
Sitrano aho Tompo ô ! Hanao ny sitrakao
Fa raha ny fiainako Apetrako Aminao
Eo Aminao Tompo ô ! No mahatsara ahy
(1+2) Be voninahitra sy Mpanasitrana
Mpanafaka tokoa Ianao
Ianao anie Tompo ô ! No Mpanasitrana
Ny aretina mandringana anay
Sitrano re raha sitrakaoFanahy Masina ô!
Ka mitoera re aty anatinay
(1 voix) Fa befitiavana tokoa raha Ianao
(1+2) Mpamela heloka tsy mba mandà
(1+2+3)Izany indrindra no iantsoko ny Anaranao !
(choeur)HANASITRANA NY ARETINA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Visites : 518
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : TBEA
Date : 13/05/2022 22:52