Fo vaovao (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))

1-Miondrika ianao mila ho vaky izany loha
    Ny fiainanao toa hampamohy fo
    Nefa mitrak√† ka handrandrao ny lanitra (lanitra)
    Hamonjy anao ilay Andriamanitra (hamonjy anao) izao

Ref:
    Ny fonao ho vaovao no andrasany aminao
    Ny Tompo tsy mandao fa miandry foana anao
    Raiso ho mpanjakanao (raiso Izy anio ho mpanjakan'ny finao)
    Fa Izy hanome Tsiky dia ampyilay fo vaovao

2-Tanam-pitiavan'ilay Jesosy izao
    Mitsotra mba hanavotra anao (hanavotra)
    Mitsotra mba handovanao ny lanitra (lanitra)
   Hamonjy anao ilay Andriamanitra (hamonjy anao) izao

Ref:
    Ny fonao ho vaovao no andrasany aminao
    Ny Tompo tsy mandao fa miandry foana anao
    Raiso ho mpanjakanao (raiso Izy anio ho mpanjakan'ny finao)
    Fa Izy hanome ilay fo vaovao

Mpihira : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)
Mpamaky : 33
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : TBEA
Tamin'ny : 13/05/2022 20:51:27
ID : 14215

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo