SITRANO (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, sitrano aho Mba hanaraka ny sitraponao
Raha ny heloko, ny otako avelao
Sitrano aho Tompo ô ! Hanao ny sitrakao
Fa raha npyf ny fiainako Apetrako Aminao
Eo Aminao Tompo ô rkxsd ! No mahatsara ahy
(1+2) Be voninahitra sy Mpanasitrana
Mpanafaka tokoa Ianao

Ianao anie Tompo ô tononkira.serasera.org ! No Mpanasitrana
Ny aretina mandringana anay
Sitrano mzas re raha sitrakaoFanahy Masina ô!
Ka mitoera re aty anatinay

(1 voix) Fa befitiavana tokoa raha Ianao
(1+2)     Mpamela heloka tsy mba mandà
(1+2+3)Izany indrindra no iantsoko ny Anaranao !
(choeur)HANASITRANA NY ARETINA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)
Hits : 771
Likes : 0 Like
Created by : TBEA
Date : 13/05/2022 22:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309