'Reo rendrarendra (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))

1- Ho antsika rehatra izao, 'zay velon'an-tany
     Aza adino tadidio fa mandalo ihany
     Voafetra namako ny andro iainan-tsika ety
     Koa aza adinoina 'lay arÿ ankotra arÿ

Ref:
       'Reo rendrarendra ajanony hatreo
       'Reo adalana aza atao intsony
       Atolory Azy ny fonao fa Izy 'lay niandry ela anao
Tsiky dia ampy      Ho sasainy ka hadio hatram'izao
       Sahiran-tsaina va ianao amin'izao fiainana izao
       ô antsoy 'lay Jeso 'zay ts mandao

2- Ry sakaiza namako taman'eto an-tany
     Rendrarendra avelao fa mandalo izany
     Miantso anao Jesosy anio ka izay ratsy re fadio
     Koa avaozy 'lay fanekenao ny Ray

Ref:
       'Reo rendrarendra sns....

Mpihira : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)
Mpamaky : 700
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : TBEA
Tamin'ny : 13/01/2019 07:35:52
ID : 11263

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo